Daniela 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary niresaka tamin’izy ireo ny mpanjaka, ka tsy nisy tahaka an’i Daniela sy Hanania sy Misaela ary Azaria+ tamin’izy rehetra. Koa nanompo teo anatrehan’ny mpanjaka izy ireo.+ Daniela 2:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ary nanao fangatahana tamin’ny mpanjaka i Daniela, ka notendren’ny mpanjaka hitantan-draharaha teo amin’ny faritanin’i Babylona i Sadraka sy Mesaka ary Abednego.+ Fa i Daniela kosa tao an-dapan’ny+ mpanjaka.
19 Ary niresaka tamin’izy ireo ny mpanjaka, ka tsy nisy tahaka an’i Daniela sy Hanania sy Misaela ary Azaria+ tamin’izy rehetra. Koa nanompo teo anatrehan’ny mpanjaka izy ireo.+
49 Ary nanao fangatahana tamin’ny mpanjaka i Daniela, ka notendren’ny mpanjaka hitantan-draharaha teo amin’ny faritanin’i Babylona i Sadraka sy Mesaka ary Abednego.+ Fa i Daniela kosa tao an-dapan’ny+ mpanjaka.