Salamo 39:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nangina+ tsy nahaloa-bava aho,+Noho izay nataonao.+ Fitomaniana 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny hatsaram-panahy feno fitiavana+ asehon’i Jehovah no tsy maharipaka tanteraka antsika,+ satria tsy ho lany ny famindram-pony.+ Fitomaniana 3:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Tsy miara-mivoaka amin’ny vavan’ny Avo Indrindra ny ratsy sy ny tsara.+
22 Ny hatsaram-panahy feno fitiavana+ asehon’i Jehovah no tsy maharipaka tanteraka antsika,+ satria tsy ho lany ny famindram-pony.+