FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 18:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Koa maloto ilay tany, ka hosaziko izy io noho ny fahadisoany, ary haloan’ilay tany ny mponina ao aminy.+

  • Deoteronomia 12:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Aza manao toy izany amin’i Jehovah Andriamanitrao.+ Izay rehetra maharikoriko an’i Jehovah sady halany mantsy no nataon’ireny tamin’ny andriamaniny, fa ny zanany lahy sy ny zanany vavy aza nodorany tao anaty afo ho an’ny andriamaniny.+

  • 2 Tantara 36:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary na ny lehiben’ny mpisorona+ rehetra sy ny vahoaka aza, dia nivadika tamin’Andriamanitra, ka nanao ny zava-maharikoriko+ rehetra fanaon’ireo firenena. Koa nolotoin’izy ireo ny tranon’i Jehovah, izay nohamasininy tao Jerosalema.+

  • Ezekiela 16:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 “‘Na i Samaria+ aza tsy nahavita ny antsasaky ny fahotana vitanao. Betsaka noho ny an’ireo ny zava-maharikoriko nataonao, hany ka ny rahavavinao indray no toa marina raha ampitahaina aminao, noho ny fanao maharikoriko rehetra narahinao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara