41 Ary nalain’i Jesosy ny mofo dimy sy ny trondro roa, dia niandrandra ny lanitra izy ka nivavaka.+ Notapahiny+ ny mofo ka nomeny ny mpianatra, mba haroson’ireo eo anoloan’ny olona. Ary nozarainy ho an’ny rehetra ny trondro roa.
6 Koa nasainy nandry ilika teo amin’ny tany ny vahoaka. Ary noraisiny ny mofo fito ka nisaotra+ an’Andriamanitra izy. Dia notapahiny izany ka nomeny ny mpianany mba haroso. Koa naroson’ireo tamin’ny vahoaka izany.+
9 Koa nanandrana an’ilay rano niova ho divay+ ilay mpiandraikitra, nefa tsy fantany izay niaviany, fa ireo mpanompo nanovo ny rano no nahalala. Dia niantso ny mpampakatra ilay mpiandraikitra,