Levitikosy 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Raha manaraka hatrany ny lalàko sy mitandrina foana ny didiko ianareo ka mankatò izany,+ Deoteronomia 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Raha tena mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka mitandrina tsara ny didiny rehetra andidiako anao anio,+ dia hasandratr’i Jehovah Andriamanitrao ho ambony noho ny firenena rehetra eto ambonin’ny tany ianao.+
28 “Raha tena mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka mitandrina tsara ny didiny rehetra andidiako anao anio,+ dia hasandratr’i Jehovah Andriamanitrao ho ambony noho ny firenena rehetra eto ambonin’ny tany ianao.+