1 Mpanjaka 21:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nanao zavatra tena nahatsiravina i Ahaba, tamin’izy nanaraka ny sampy maharikoriko,+ tsy nisy hafa tamin’ny nataon’ny Amorita, izay noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.’”+
26 Ary nanao zavatra tena nahatsiravina i Ahaba, tamin’izy nanaraka ny sampy maharikoriko,+ tsy nisy hafa tamin’ny nataon’ny Amorita, izay noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.’”+