FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 15:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa amin’ny andron’ny zafiafiny kosa izy ireo vao hiverina eto,+ satria mbola tsy mahatratra ny fara tampony ny fahadisoan’ny Amorita.”+

  • Levitikosy 18:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Koa maloto ilay tany, ka hosaziko izy io noho ny fahadisoany, ary haloan’ilay tany ny mponina ao aminy.+

  • Ezekiela 16:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony amin’i Jerosalema: “Avy any amin’ny tanin’ny Kananita+ ny fiavianao, ary tany koa ianao no teraka. Amorita+ ny rainao, ary Hetita+ ny reninao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara