16 “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Hahatonga loza+ amin’ity toerana ity sy ny mponina eo aminy aho,+ araka ny teny rehetra+ ao amin’ilay boky novakin’ny mpanjakan’ny Joda.+
12 Ary notanterahinao ny teny nanamelohanao anay+ sy ny mpitsara anay.+ Koa nahatonga loza lehibe taminay ianao, ka na taiza na taiza tetỳ ambanin’ny lanitra, dia mbola tsy nisy loza sahala amin’ny nanjo an’i Jerosalema.+
12 Koa hasaina toy ny saha i Ziona noho ny nataonareo, ary ho lasa korontam-bato miavosa i Jerosalema.+ Ary ny tendrombohitra misy ny tranon’Andriamanitra dia ho toy ny toerana avo any an’ala.