Jeremia 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lazao hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry mpanjakan’ny Joda sy mponin’i Jerosalema.+ Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ Andriamanitry ny Israely: “‘“Hahatonga loza amin’ity toerana ity aho, ka hangorintsina ny sofin’izay mandre izany.+
3 Lazao hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah, ry mpanjakan’ny Joda sy mponin’i Jerosalema.+ Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ Andriamanitry ny Israely: “‘“Hahatonga loza amin’ity toerana ity aho, ka hangorintsina ny sofin’izay mandre izany.+