19 Koa niala teo i Elia ary nahita an’i Elisa zanak’i Safata, nanao asa tany.+ Ary omby efatra amby roapolo nandeha tsiroaroa no teo alohany, ary izy no teo amin’ireo omby roa faharoa ambin’ny folo farany. Dia niampita nankeny aminy i Elia, ary natsipiny teny amin’i Elisa ilay akanjo+ nanaovany.