FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 32:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tahaka ny nataon’ny razanareo ihany izao ataonareo izao, ry taranaky ny mpanota, mba hampirehitra bebe kokoa ny fahatezeran’i Jehovah+ amin’ny Israely.

  • 2 Tantara 33:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy,+ toy ny nataon’i Manase rainy.+ Dia nanao sorona+ ho an’ny sary sokitra+ rehetra nataon’i Manase+ rainy izy, sady nanompo an’ireny.+

  • Asan’ny Apostoly 7:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara