3 Koa naoriny indray ireo toerana avo efa noravan’i Hezekia rainy.+ Ary nanorina alitara ho an’i Bala sy nanao tsato-kazo masina izy, toy ny nataon’i Ahaba+ mpanjakan’ny Israely. Dia niankohoka+ teo anatrehan’izay rehetra eny amin’ny lanitra+ izy, ka nanompo an’ireny.+