Salamo 37:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Misambotra ny ratsy fanahy, nefa tsy mamerina,+Fa ny olo-marina kosa miantra ka manao fanomezana.+ Romanina 13:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aoka tsy hisy trosan’olona any aminareo,+ afa-tsy ny fifankatiavanareo,+ fa izay tia ny mpiara-belona aminy dia efa manatanteraka ny lalàna.+
21 Misambotra ny ratsy fanahy, nefa tsy mamerina,+Fa ny olo-marina kosa miantra ka manao fanomezana.+
8 Aoka tsy hisy trosan’olona any aminareo,+ afa-tsy ny fifankatiavanareo,+ fa izay tia ny mpiara-belona aminy dia efa manatanteraka ny lalàna.+