2 Tantara 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nomba an’i Josafata foana i Jehovah,+ satria nanao hoatran’izay nataon’i Davida razambeny+ izy. Tsy nitady an’ireo Bala mantsy izy,+ Ezekiela 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “‘Raha misy raim-pianakaviana manan-janaka, ka hitan’io zanany io ny fahotana rehetra nataon-drainy, ary hitany izany fa izy kosa tsy mba nanao toy izany;+
3 Ary nomba an’i Josafata foana i Jehovah,+ satria nanao hoatran’izay nataon’i Davida razambeny+ izy. Tsy nitady an’ireo Bala mantsy izy,+
14 “‘Raha misy raim-pianakaviana manan-janaka, ka hitan’io zanany io ny fahotana rehetra nataon-drainy, ary hitany izany fa izy kosa tsy mba nanao toy izany;+