FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 22:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary nankao amin’ny mpanjaka i Safana mpitan-tsoratra, ka niteny taminy hoe: “Efa nararaky ny mpanomponao ny vola azo tao an-tranon’Andriamanitra, ka natolony teo an-tanan’ireo voatendry hanao ny asa ao an-tranon’i Jehovah.”+

  • 2 Tantara 34:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary tamin’ny taona fahavalo ambin’ny folo+ nanjakan’i Josia, rehefa voadiony ny tany sy ny trano, dia nirahiny hanamboatra izay simba+ tamin’ny tranon’i Jehovah Andriamaniny i Safana+ zanak’i Azalia, sy Mahaseia lehiben’ny tanàna, ary Joa mpanoratra ny raharaham-panjakana, ilay zanak’i Joahaza.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara