Genesisy 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niangavy azy mafy anefa i Lota.+ Koa nivily nankao aminy izy ireo ka niditra tao an-tranony. Ary nanao sakafo be ho azy ireo izy,+ sady nanao mofo tsy misy lalivay.+ Dia nihinana izy ireo. Mpitsara 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary hoy i Manoa tamin’ilay anjelin’i Jehovah: “Mba mijanòna kely aloha fa hikarakara zanak’osy haroso ho anao izahay.”+ Asan’ny Apostoly 16:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa rehefa vita batisa izy sy ny ankohonany,+ dia niangavy izy hoe: “Raha heverinareo fa mendri-pitokisana eo anatrehan’i Jehovah aho, dia mba midira ao an-tranoko ka mijanòna ao.”+ Ary tsy namelany izahay raha tsy tonga.+
3 Niangavy azy mafy anefa i Lota.+ Koa nivily nankao aminy izy ireo ka niditra tao an-tranony. Ary nanao sakafo be ho azy ireo izy,+ sady nanao mofo tsy misy lalivay.+ Dia nihinana izy ireo.
15 Ary hoy i Manoa tamin’ilay anjelin’i Jehovah: “Mba mijanòna kely aloha fa hikarakara zanak’osy haroso ho anao izahay.”+
15 Koa rehefa vita batisa izy sy ny ankohonany,+ dia niangavy izy hoe: “Raha heverinareo fa mendri-pitokisana eo anatrehan’i Jehovah aho, dia mba midira ao an-tranoko ka mijanòna ao.”+ Ary tsy namelany izahay raha tsy tonga.+