FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nosoratan’i Mosesy ity lalàna ity,+ ka nomeny ny mpisorona taranak’i Levy,+ mpilanja ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah,+ mbamin’ny anti-panahy rehetran’ny Israely.

  • 2 Tantara 34:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nitondra ilay boky tany amin’ny mpanjaka i Safana, ka niteny taminy hoe: “Manao izay rehetra nampanaovina azy ny mpanomponao.

  • Nehemia 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tamin’izay andro izay dia novakina+ teo anatrehan’ny vahoaka ny bokin’i+ Mosesy. Voasoratra tao fa tsy mahazo miditra ho anisan’ny fiangonan’Andriamanitra ny Amonita+ sy ny Moabita,+ mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara