Ohabolana 31:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Matoky azy ny fon’ny lahy,* ary be ny tombony azo.+ 1 Korintianina 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary tiako ho fantatrareo fa i Kristy no lohan’ny lehilahy rehetra,+ ny lehilahy no lohan’ny vehivavy,+ ary Andriamanitra kosa no lohan’i Kristy.+
3 Ary tiako ho fantatrareo fa i Kristy no lohan’ny lehilahy rehetra,+ ny lehilahy no lohan’ny vehivavy,+ ary Andriamanitra kosa no lohan’i Kristy.+