30 Dia niakatra nankao an-tranon’i Jehovah+ ny mpanjaka, sy ny mponina rehetran’i Joda sy Jerosalema, sy ny mpisorona,+ sy ny Levita, ary ny olona rehetra, na kely na lehibe. Novakin’ny+ mpanjaka tamin’izy ireo ny teny rehetra tao amin’ilay bokin’ny fifanekena, izay hita tao an-tranon’i Jehovah.+