Marka 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary hoy ihany izy tamin’ireo: “Hapetraka ao ambany sobika famarana na any ambany fandriana ve ny jiro? Tsy hapetraka eo ambony fitoeran-jiro ve izany?+
21 Ary hoy ihany izy tamin’ireo: “Hapetraka ao ambany sobika famarana na any ambany fandriana ve ny jiro? Tsy hapetraka eo ambony fitoeran-jiro ve izany?+