Matio 10:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Izay mandray mpaminany satria mpaminany ilay raisiny, dia hahazo ny valisoan’ny mpaminany.+ Izay mandray olo-marina satria olo-marina ilay raisiny, dia hahazo ny valisoan’ny olo-marina.+ Romanina 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Mba anomezo amin’izay anananareo ny olona masina, araka izay ilainy.+ Miezaha ho tia mandray vahiny.+ Hebreo 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aza hadinoina ny fitiavana mandray vahiny,+ fa noho izany, dia nampiantrano anjely+ ny sasany nefa tsy fantany.
41 Izay mandray mpaminany satria mpaminany ilay raisiny, dia hahazo ny valisoan’ny mpaminany.+ Izay mandray olo-marina satria olo-marina ilay raisiny, dia hahazo ny valisoan’ny olo-marina.+
13 Mba anomezo amin’izay anananareo ny olona masina, araka izay ilainy.+ Miezaha ho tia mandray vahiny.+
2 Aza hadinoina ny fitiavana mandray vahiny,+ fa noho izany, dia nampiantrano anjely+ ny sasany nefa tsy fantany.