Matio 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Volon-drameva+ ny fitafian’io Jaona io, fehikibo hoditra+ no teo amin’ny andilany, ary valala+ sy tantelidia+ no sakafony. Hebreo 11:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Notoraham-bato+ izy ireo, niharam-pitsapana,+ notsofana, maty+ ripaky ny sabatra, nirenireny nitafy hoditr’ondry+ sy hoditr’osy, sady tsy nanana na inona na inona,+ nizaka fahoriana,+ nampijalina.+
4 Volon-drameva+ ny fitafian’io Jaona io, fehikibo hoditra+ no teo amin’ny andilany, ary valala+ sy tantelidia+ no sakafony.
37 Notoraham-bato+ izy ireo, niharam-pitsapana,+ notsofana, maty+ ripaky ny sabatra, nirenireny nitafy hoditr’ondry+ sy hoditr’osy, sady tsy nanana na inona na inona,+ nizaka fahoriana,+ nampijalina.+