FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary izay sisa tavela+ amin’ny ankohonanao dia ho avy hiankohoka eo anatrehany mba hahazoana vola sy mofo boribory. Dia hiteny izy ireo hoe: “Ampanaovy asan’ny mpisorona re aho, mba hihinanako sombi-mofo e!”’”+

  • Ezekiela 44:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Izy ireo no hihinana ny fanatitra varimbazaha sy ny fanatitra noho ny ota ary ny fanatitra noho ny heloka.+ Ary ho lasan’izy ireo izay zavatra voatokana rehetra eo amin’ny Israely.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara