-
Zakaria 14:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary amin’izany andro izany ny tongony dia hijoro eo amin’ny tendrombohitry ny hazo oliva, izay eo atsinanana, tandrifin’i Jerosalema.+ Ary hitresaka eo afovoany+ io tendrombohitry ny hazo oliva io,+ manomboka any amin’ny fiposahan’ny masoandro ka hatrany andrefana, hany ka hisy lohasaha tena lehibe. Dia hifindra hianavaratra ny antsasak’ilay tendrombohitra, ary ny antsasany hianatsimo.
-