Zefania 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Haringako koa ireo mankeny an-tampon-trano mba hiankohoka amin’izay rehetra eny amin’ny lanitra,+ sy ireo miankohoka+ ka mianiana amin’ny anaran’i Jehovah+ sady mianiana amin’ny anaran’i Malkama,+
5 Haringako koa ireo mankeny an-tampon-trano mba hiankohoka amin’izay rehetra eny amin’ny lanitra,+ sy ireo miankohoka+ ka mianiana amin’ny anaran’i Jehovah+ sady mianiana amin’ny anaran’i Malkama,+