Nomery 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy mba olona Andriamanitra ka handainga,+Na zanak’olombelona ka hanenina.+Efa nilaza ve izy ka tsy hanatanteraka,Ary efa niteny ka tsy hanefa?+ Isaia 44:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ilay manatanteraka ny tenin’ny mpanompony, Ilay manatontosa an-tsakany sy an-davany ny hafatra ambaran’izay irahiny,+ eny, Ilay miteny momba an’i Jerosalema hoe: ‘Honenana izy’,+ ary momba an’ireo tanànan’i Joda hoe: ‘Haorina indray ireny,+ ary hatsangako indray ny toerany efa rava.’+
19 Tsy mba olona Andriamanitra ka handainga,+Na zanak’olombelona ka hanenina.+Efa nilaza ve izy ka tsy hanatanteraka,Ary efa niteny ka tsy hanefa?+
26 Ilay manatanteraka ny tenin’ny mpanompony, Ilay manatontosa an-tsakany sy an-davany ny hafatra ambaran’izay irahiny,+ eny, Ilay miteny momba an’i Jerosalema hoe: ‘Honenana izy’,+ ary momba an’ireo tanànan’i Joda hoe: ‘Haorina indray ireny,+ ary hatsangako indray ny toerany efa rava.’+