1 Mpanjaka 12:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia napetrany tao Betela+ ny iray, fa ny iray kosa tany Dana.+ 2 Mpanjaka 10:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Tsy mba nialan’i Jeho anefa ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, dia ireo fahotana nampanotan’i Jeroboama ny Israely,+ izany hoe ny fivavahana tamin’ilay zanak’omby volamena+ tany Betela sy ilay tany Dana.+
29 Tsy mba nialan’i Jeho anefa ny fahotan’i Jeroboama+ zanak’i Nebata, dia ireo fahotana nampanotan’i Jeroboama ny Israely,+ izany hoe ny fivavahana tamin’ilay zanak’omby volamena+ tany Betela sy ilay tany Dana.+