2 Tantara 36:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanala azy tao Jerosalema anefa ny mpanjakan’i Ejipta,+ ary nampandoa sazy an’ilay tany. Talenta volafotsy+ zato sy talenta volamena iray ilay sazy.
3 Nanala azy tao Jerosalema anefa ny mpanjakan’i Ejipta,+ ary nampandoa sazy an’ilay tany. Talenta volafotsy+ zato sy talenta volamena iray ilay sazy.