2 Dia hoy i Abrama: “Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, inona no homenao ahy? Ho faty ihany aho nefa mbola tsy manan-janaka, ka i Eliezera+ avy any Damaskosy, no hahazo ny ao an-tranoko.”
30Ary rehefa hitan’i Rahely fa tsy niteraka tamin’i Jakoba izy, dia nialona ny rahavaviny izy, ka niteny tamin’i Jakoba hoe:+ “Omeo zaza aho, fa raha tsy izany dia ho faty.”+