2 Tantara 36:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nataon’i Neko+ mpanjakan’i+ Ejipta ho mpanjakan’ny Joda sy Jerosalema i Eliakima+ rahalahin’i Joahaza, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Fa i Joahaza kosa nalainy ka nentiny tany Ejipta.+
4 Ary nataon’i Neko+ mpanjakan’i+ Ejipta ho mpanjakan’ny Joda sy Jerosalema i Eliakima+ rahalahin’i Joahaza, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Fa i Joahaza kosa nalainy ka nentiny tany Ejipta.+