20 Dia navoakan’i Menahema ny volafotsy nasainy naloan’ny Israely, mba homena ny mpanjakan’i Asyria. Nasainy nandoa sekely volafotsy dimampolo avy mantsy ny lehilahy matanjaka sy mahery fo rehetra.+ Dia lasa ny mpanjakan’i Asyria, fa tsy nijanona teo amin’ilay tany.