13Aoka ny olona* rehetra samy hanaiky+ ny manam-pahefana,+ fa tsy misy fahefana+ afa-tsy izay avy amin’Andriamanitra.+ Eny, napetrak’Andriamanitra+ eo amin’ny toerany+ avy ny manam-pahefana.
7 Aloavy amin’izy rehetra àry izay tokony ho azy avy: Ny hetra+ ho an’izay mitaky hetra, ny haba ho an’izay mitaky haba, ny tahotra ho an’izay tokony hatahorana,+ ny haja ho an’izay tokony hohajaina.+