2 Tantara 36:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dimy amby roapolo taona i Joiakima+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny foana izy.+
5 Dimy amby roapolo taona i Joiakima+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary iraika ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamaniny foana izy.+