25 “Koa izao lazaina aminy: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mihinan-kena miaraka amin’ny rany ianareo,+ sady miandrandra an’ireo sampinareo maharikoriko,+ ary tsy mitsahatra mandatsa-dra.+ Koa ahoana moa no hahazoanareo an’io tany io?+