2 Tantara 36:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Valo ambin’ny folo taona i Joiakina+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary telo volana+ sy folo andro no nanjakany tany Jerosalema. Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy.+
9 Valo ambin’ny folo taona i Joiakina+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary telo volana+ sy folo andro no nanjakany tany Jerosalema. Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy.+