-
Josoa 3:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 dia tsy nihetsika ny rano nidina avy tany ambony, fa niavosa ho toy ny tohodrano+ terỳ lavitra be terỳ, teny Adama, tanàna anilan’i Zaretana,+ ary ritra koa ny rano nidina nankany amin’ny ranomasin’i Araba, dia ny Ranomasin-tsira.+ Eny, nijanona tsy nikoriana ny rano, ka niampita nanandrify an’i Jeriko ny vahoaka.
-