FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:68
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 68 Ary hoentin’i Jehovah an-tsambo hiverina any Ejipta ianao, manaraka ny lalana izay efa nolazaiko taminao hoe: ‘Tsy hahita an’io lalana io intsony ianareo.’+ Dia hivarotra ny tenanareo amin’ny fahavalonareo ianareo, mba ho andevolahy sy mpanompovavy,+ nefa tsy hisy mpividy.”

  • Jeremia 41:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nandeha izy ireo ka nijanona teo amin’ny toeram-pilasian’i Kimama, teo akaikin’i Betlehema,+ mba hanohy ny diany hankany Ejipta,+

  • Jeremia 42:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 fa manao hoe: “Tsia! Ho any Ejipta ihany izahay,+ fa tsy hahita ady izahay rehefa any sady tsy handre feon’anjombona, ary tsy ho ory sakafo. Koa any izahay no hipetraka.”+

  • Jeremia 43:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tsy nankatoavin’izy ireo ny tenin’i Jehovah ka nankany Ejipta+ izy ireo tamin’ny farany, ary tonga hatrany Tapanesa+ mihitsy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara