Salamo 90:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ampifalio izahay araka ny isan’ny andro nampahorianao anay+Sy ireo taona nahitanay loza.+ Jeremia 52:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Dia nilaza zava-tsoa taminy i Evila-merodaka, ary nataony ambony noho ny seza fiandrianan’ireo mpanjaka niaraka taminy tany Babylona ny seza fiandrianan’i Joiakina.+
32 Dia nilaza zava-tsoa taminy i Evila-merodaka, ary nataony ambony noho ny seza fiandrianan’ireo mpanjaka niaraka taminy tany Babylona ny seza fiandrianan’i Joiakina.+