Genesisy 41:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nampiantso an’i Josefa i Farao,+ ka nampaka azy haingana avy tao amin’ny lavaka figadrana.+ Koa niharatra+ sy nisolo lamba fitafy+ izy, dia nankao amin’i Farao. Genesisy 41:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia nesorin’i Farao ny peratra fanombohan-kase+ teny amin’ny tanany ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa, ary nampitafiany lamba rongony tena tsara izy sady nasiany rojo volamena ny vozony.+
14 Dia nampiantso an’i Josefa i Farao,+ ka nampaka azy haingana avy tao amin’ny lavaka figadrana.+ Koa niharatra+ sy nisolo lamba fitafy+ izy, dia nankao amin’i Farao.
42 Dia nesorin’i Farao ny peratra fanombohan-kase+ teny amin’ny tanany ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa, ary nampitafiany lamba rongony tena tsara izy sady nasiany rojo volamena ny vozony.+