Deoteronomia 33:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Izao no tsodrano+ nataon’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra,+ rehefa nitso-drano ny zanak’Israely izy talohan’ny nahafatesany. 1 Samoela 2:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Dia nisy lehilahin’Andriamanitra+ tonga tany amin’i Ely, ka niteny hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Tsy efa nampahafantatra ny tenako tamin’ny ankohonan’ny razambenao ve aho, fony izy ireo andevon’ny ankohonan’i Farao tany Ejipta?+
33 Izao no tsodrano+ nataon’i Mosesy, lehilahin’Andriamanitra,+ rehefa nitso-drano ny zanak’Israely izy talohan’ny nahafatesany.
27 Dia nisy lehilahin’Andriamanitra+ tonga tany amin’i Ely, ka niteny hoe: “Izao no nolazain’i Jehovah: ‘Tsy efa nampahafantatra ny tenako tamin’ny ankohonan’ny razambenao ve aho, fony izy ireo andevon’ny ankohonan’i Farao tany Ejipta?+