Matio 15:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Ravehivavy, lehibe ny finoanao. Aoka ho tonga aminao izany araka izay irinao.” Dia sitrana tamin’izay ora izay ny zanany vavy.+ Jaona 11:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Hoy i Jesosy: “Tsy efa nilazako moa ianao fa raha mino ianao, dia hahita ny voninahitr’Andriamanitra?”+
28 Ary hoy ny navalin’i Jesosy azy: “Ravehivavy, lehibe ny finoanao. Aoka ho tonga aminao izany araka izay irinao.” Dia sitrana tamin’izay ora izay ny zanany vavy.+
40 Hoy i Jesosy: “Tsy efa nilazako moa ianao fa raha mino ianao, dia hahita ny voninahitr’Andriamanitra?”+