FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 5:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Rehefa niditra izy, dia nilaza tamin’ireo hoe: “Nahoana ianareo no mitabataba sy mitomany? Tsy maty ilay zaza fa matory.”+

  • Lioka 8:52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Nitomany daholo ny olona sady nikapo-tratra noho ny alahelony an-drazazavavy. Koa hoy i Jesosy: “Aza mitomany intsony,+ fa tsy maty izy fa matory.”+

  • Jaona 11:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nilaza izany izy, ary hoy indray izy avy eo: “Matory i Lazarosy namantsika, fa handeha ho any aho hamoha azy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara