Hebreo 11:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Nisy vehivavy nandray ny havany efa maty, izay natsangana.+ Fa ny hafa indray nampijalijalina noho izy ireo tsy nanaiky hafahana tamin’ny alalan’ny vidim-panavotana, mba hahazoany fitsanganana tsara kokoa.
35 Nisy vehivavy nandray ny havany efa maty, izay natsangana.+ Fa ny hafa indray nampijalijalina noho izy ireo tsy nanaiky hafahana tamin’ny alalan’ny vidim-panavotana, mba hahazoany fitsanganana tsara kokoa.