FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ho varahina ny lanitra eo ambony lohanao, ary ho vy ny tany+ eo ambany tongotrao.

  • 2 Mpanjaka 8:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary hoy i Elisa tamin’ilay vehivavy, renin’ilay zaza novelominy indray:+ “Mandehana ianao sy ny ankohonanao mivahiny any amin’izay azonao ivahiniana.+ Fa efa niantso mosary i Jehovah,+ ary ho tonga eto amin’ity tany ity izany ka haharitra fito taona.”+

  • Ezekiela 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Ry zanak’olona, raha mivadika amiko ny tany iray ka manota amiko,+ dia haninjitra ny tanako hamely azy aho. Koa hotapahiko tsy hisy ao intsony ny hazo fihantonan’ny mofo boribory.*+ Ary handefasako mosary ao amin’ilay tany,+ dia haripako daholo ny olona sy ny biby fiompy ao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara