Salamo 37:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy ho menatra izy ireo amin’ny fotoam-pahoriana,+Ary ho voky izy amin’ny andro isian’ny mosary.+ Salamo 37:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+Na nahita ny zanany nangataka hanina.+
25 Efa mba tanora ihany aho, ary efa antitra aho ankehitriny,+Nefa mbola tsy nahita olo-marina nafoy tanteraka,+Na nahita ny zanany nangataka hanina.+