1 Samoela 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia lasa izy nitety ny faritra be tendrombohitr’i Efraima+ sy ny faritr’i Salisa,+ nefa tsy nahita an’ireo ampondra. Ary nitety ny faritr’i Salima izy ireo, nefa tsy tany koa ireo ampondra. Nitety ny tanin’ny Benjaminita koa izy, fa tsy nahita.
4 Dia lasa izy nitety ny faritra be tendrombohitr’i Efraima+ sy ny faritr’i Salisa,+ nefa tsy nahita an’ireo ampondra. Ary nitety ny faritr’i Salima izy ireo, nefa tsy tany koa ireo ampondra. Nitety ny tanin’ny Benjaminita koa izy, fa tsy nahita.