Lioka 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nihinana ny rehetra ka voky. Ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno harona roa ambin’ny folo.+ Jaona 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanangona izany àry izy ireo, ka nahafeno harona roa ambin’ny folo ny sombintsombiny avy tamin’ireo mofo dimy, izany hoe ny sisa tsy lanin’ireo nihinana.+
17 Koa nihinana ny rehetra ka voky. Ary nangoniny ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno harona roa ambin’ny folo.+
13 Nanangona izany àry izy ireo, ka nahafeno harona roa ambin’ny folo ny sombintsombiny avy tamin’ireo mofo dimy, izany hoe ny sisa tsy lanin’ireo nihinana.+