2 Mpanjaka 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia lasa nidina i Namàna ka nisitrika impito tao Jordana, araka ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Ary lasa tahaka ny nofon-jazalahikely indray ny nofony,+ ka nadio izy.+ Lioka 4:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nisy boka maro koa teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elisa mpaminany, nefa tsy nisy nodiovina ireny na iray aza, afa-tsy i Namàna, ilay lehilahy avy any Syria.”+
14 Dia lasa nidina i Namàna ka nisitrika impito tao Jordana, araka ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Ary lasa tahaka ny nofon-jazalahikely indray ny nofony,+ ka nadio izy.+
27 Nisy boka maro koa teo amin’ny Israely tamin’ny andron’i Elisa mpaminany, nefa tsy nisy nodiovina ireny na iray aza, afa-tsy i Namàna, ilay lehilahy avy any Syria.”+