FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 I Jehovah no mamono sy mitsimbina ny aina,+

      Izy no mampidina any amin’ny Fasana,*+ sy mampiakatra avy any.+

  • Daniela 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary nangovitra teo anatrehany sy natahotra azy ny vahoaka sy ny firenena ary ny olona samy hafa fiteny rehetra,+ noho ny fahalehibeazana nomen’Andriamanitra azy. Koa izay tiany hovonoina dia novonoiny, izay tiany haripaka dia naripany, izay tiany hasandratra dia nasandrany, ary izay tiany haetry dia naetriny.+

  • Hosea 6:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Andao hiverina amin’i Jehovah,+ fa izy no namiravira antsika,+ nefa izy ihany koa no hanasitrana antsika.+ Izy no namely antsika, nefa izy ihany koa no hamehy ny ratrantsika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara