Matio 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary rehefa nankeo amin’ny vahoaka izy ireo,+ dia nisy lehilahy nanatona azy ka nandohalika teo anatrehany sady niteny hoe: Marka 1:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Nisy boka koa tonga teo aminy, ka nandohalika sady niangavy azy mafy hoe: “Raha mba sitrakao fotsiny mantsy ny hanadio ahy, dia ho vitanao izany.”+ Marka 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nony niala teo izy, dia nisy lehilahy nihazakazaka nanatona ka nandohalika teo anatrehany sady nanontany hoe: “Mpampianatra Tsara ô, inona no tsy maintsy ataoko mba handovako fiainana mandrakizay?”+
14 Ary rehefa nankeo amin’ny vahoaka izy ireo,+ dia nisy lehilahy nanatona azy ka nandohalika teo anatrehany sady niteny hoe:
40 Nisy boka koa tonga teo aminy, ka nandohalika sady niangavy azy mafy hoe: “Raha mba sitrakao fotsiny mantsy ny hanadio ahy, dia ho vitanao izany.”+
17 Nony niala teo izy, dia nisy lehilahy nihazakazaka nanatona ka nandohalika teo anatrehany sady nanontany hoe: “Mpampianatra Tsara ô, inona no tsy maintsy ataoko mba handovako fiainana mandrakizay?”+